Nankalaza ny fetin’ny sekoly Kristy mpanjaka zahay,
efa 58 taona lasa zay raha ny nahazoana autorisation d’ouverture. Ny
Sekoly dia efa niorina tamin’ ny 1932 fa garderie no nanombohana azy fa nahazo
ny autorisation d’ouverture tamin’ny taona 1958.
Natao tao @ Radio
ny tantara niainan’ny sekoly zay nifandimbiasan’ireo mpitondra maro. Ny Sekoly Kristy
Mpanjaka dia sekolin’ny Diosezy na dia maro ireo fikambanan-dRelijiozy sy
lahika nitantana ny sekoly fa ireo mpitondra
hatramin’ny taona maro ireo dia
samy niazona ny identité de l’education catholique zay asa fitoriana vaovao
mahafaly na hoan’ny mpanabe na ny mpianatra na ny Ray aman-dReny eo an’ivon’ny fiangonana sy ny fiaraha-monina
Hatramin’ny 2006
no masera Orionistes no nitantana ny SEKOLY KRISTY MPANJAKA folo taona lasa zay
zany asa fanabeazana zany dia niainana niaraka @ toem-panahintsika ny karisma
« rehefa manabe ny vatana hoy pera Orione dia aza hadinoina ny
ara-panahy »
Zany FETIN’NY
SAKOLY KRISTY MPANJAKA zany dia nankalazanay t@ fomba niavaka, nanomboka ny 18
NOV nanao fiatahana masina ny mpianatra sy ny mpampianatra, tolak’andro nanao
folake na fiarahana @ MUSIC BEVATA
TULEAR.
19 NOV SPORT MARAINA, tolaka’andro mbola nanodidina
ny tanana nitsena ny socialy na sy services misy eo @ tanana.
Ny tena
nahafinaritra dia nahazo hafaliana ny rehetra ary marihina fa vola be nolany fa
ny FRAM no nandray an-tanana ny lany ary ny kolon-tsaina aty @ FARITRA ATSIMO
ANDREFANA no naseho tamin’izany. Mbola
manasa anao ary zahay hanaraka ao @ RADIO RNM NY TANTARAN’NY SEKOLY CCR
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire