Nanao Fiatahana
Masina teny Mandrimena – Andoharanofotsy ireo tanora mianatra asa tànana ao
amin’ny Centre «Luigi Orione» avy ao amin’ny Sekoly Andrambato sy Anatihazo.
100 teo ny isan’izy ireo ary niaraka tamin’izy ireo koa ny Mpampianatra sy ny
Masera mpiandraikitra.
«Fa maninona no manao Fiatahana Masina?» izay fanontaniana izay nampifandraisina tamin’ny «Karemy»no nifampizaran’i Mompera Jean Jeacques Berthieu Rambolamanana tamin’izy ireo. Anisan’ny noresahiny moa ny fiainan’ny tanora manoloana ny firoboroboan’ny teknolojia ankehitriny. Variana amin’ireny ny tanora sasany dia manadino ny fisian’Andriamanitra mihitsy aza.

Teo am-pamaranana ny fampianarany, dia
namporisihiny izy ireo mba hanokana fotoana na dia kely aza isan’andro ho
an’Andriamanitra. Rehefa vita ny
Lamesa dia namonjy fodiana ny rehetra
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire