lundi 2 février 2015

Circulaire de Mère Générale - Ouverture de Centenaire

"Izay tenin’ny Evanjely izay koa no reko miantefa mafy amintsika, amin’ireo Ankohonam-
piainantsika, amin’ireo asa ataontsika, amin’ny misionantsika: “Ato amintsika ny Fanahin’ny Tompo ... maniraka antsika Izy ... manambara amintsika ny taom-pahasoavan’ny Tompo Izy!”, koa an-kafaliana tanteraka no ambarako, amin’ny Masera Madinika Iraky ny Fitiavana rehetra, sy amin’ny Fianakaviam-be Orionista, ny namana sy ny fianakaviana sy ny mpanao soa, NY FISOKAFAN’NY TAON-JÔBILY, IZAY HANKALAZANTSIKA AM-PANAHY MANKASITRAKA NY FAHA-ZATO TAONA NIORENAN’NY FIKAMBANANA, KA HIFARANA NY 8 DESAMBRA 2015, FANKALAZANA MANETRIKETRIKA AN’I MASINA MARIA NOTORONTORONINA TSY AZAON-KELOKA"...
suite

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire