Ny alahady 01 mai no nankalazanay ny Fetin’i Md Luigi Orione taty amin’ny
distrikanay aty Ankazoabo. Niara
nientana sy nifanome tànana tokoa ny fianakaviambe Orionista iray manontolo tamin’ny
fanomanana sy fikarakarana. Natomboka
tamin’ny Sorona Masina Lehibe izay notarihin’ny pretra eto antoerana Pr Jacquis
avy ao amin’ny misioneran’ny Fianakaviana Masina ny fankalazana manetriketrika
ny fety niaraka tamin’ireo kristianina rehetra teto amin’ny Fiangonana Ankazoabo;
tena maro dia maro izy ireo no niara niombom-bavaka tamin’ny fianakaviambe
Orionista.
Délégation Régionale « Marie Reine de la Paix »
mardi 3 mai 2016
FANKALAZANA NY FETIN’I MD LUIGI ORIONE SY 10 TAONA MASERA AMIN’NY MISIONA KATOLIKA ANKAZOABO
Inscription à :
Publier les commentaires (Atom)
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire