
Ny Talata 27 Juillet no natao ny Lamesa Fanokafana
amin`ny fomba ofisialy ny JMJ izay natao tao BŁONIA ary ny andro
manaraka anio dia nisy ny Katesizy niombonana niaraka tamin`ny Eveka
isaky ny faritra samihafa nandritra ny telo andro, marihina fa ny
Katesizy dia tamin`ny teny Frantsay, teny Anglais, Teny Italiane,
Teny Polognais ….ka samy namonjy izay teny mety ho azy ny Pelerain.




Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire