Ho an’ny Fikambanan’ny Masera Madinika Iraky ny
Fitiava-namana eto Madagasikara, dia sambany izao no nisy Masera nandalina manokana
an’io taranja Matematika io.
Namporisika azy hanohy hatrany ny fikarohany
ireo Mpanabe mba ahafahany manampy ireo mpampianatra sy mpianatra hiara-miasa
aminy amin’ny Sekoly izay hanirahan’ny Fikambanana azy.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire